Lisitry ny ohabolana misy hoe entanin
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe entanin
1.
Ny angady no asesiky ny zarany, ny ny rano atosiky ny vato, fa ny olombelona entanin'ny fahendreny.
