Lisitry ny ohabolana misy hoe lafika
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe lafika
1.
Ny miloloha vato tsy mihalana, hono, mankarary an-doha ; ny matory tsy milafika mankarary tehezana.