Lisitry ny ohabolana misy hoe misasaka
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe misasaka
1.
Ny mpamosavy aza mivoaka misasaka alina dia hita ihany, ka indrindra fa izay manao ratsy atoandro