Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe voahitsaka
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
voahitsaka
Hampiditra ohabolana
1.
Kapila voahitsaka: mirefotra ihany fa any ambany faladia
yveratsimb
2.
Ny andevolahy kapila voahitsaka, ny andevovavy vomanga an-kotrika.
soanja
3.
Kapila voahitsaka, ka vaky vao mahataitra.
soanja
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0325