Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny ohabolana, anaty sokajy
saina
Hampiditra ohabolana
1.
tsikovo-drano, foza voatango: lalina fisaina fa ho ritra ny rano.
itaramasoandro
2.
Beloha mandeha an'ady ka mitonon-tena amin'ny tsy antony.
soanja
3.
Aleo saina mahiratra toy izay vola be am-bata.
aivetinakely
4.
Sarotiavina toa tain-delo
Riella
5.
ny alina mitondra fisainana
jentilisa
6.
tanety lava misy isainana
jentilisa
7.
manao dadarabe voan'ny bemangovitra ka vao marary dia mosavin'olona
ramuscle
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0108