Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny ohabolana, nampidirin'i
chipie1
Hampiditra ohabolana
1.
ny vola no hozatry ny fiainana
chipie1
2.
olombelona tsy akoho
chipie1
3.
toy ny lamban'akoho ny fitiavambady
chipie1
4.
raha tiana hono ny vady dia ny rafozana no tsinjovina mandeha
chipie1
5.
ny vady jerijery
chipie1
6.
Ny soa atao levenambola fa ny ratsy atao loza mihantona
chipie1
7.
toy ny vay ankandrina ka sady marary no mahamenatra
chipie1
8.
ny firaisana no hery
chipie1
9.
ny marina miraviravy tsy maharesy ny lainga tsara fototra
chipie1
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135