Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe Sandra
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
Sandra
Hampiditra ohabolana
1.
Ny valala vĂ´na agn'Isandra ko agnareo fa miady fagnendezana
OZ16
2.
Mpanompon-dRatsimandresy, ka efa nasandratra vao nihareraka.
soanja
3.
Ny voay sandra hamogno, moa gny rano koa laligna.Agnay tsa mahay milomagno!
sylvoalias
4.
Sandra lo ro voan'angady.
sylvoalias
5.
Ikopa no renirano malaza, ampian'ny tatatra arivo saha, ny foto-kazo no midoroboka, ny sampany sy ny rantsany no misandrahaka.
aivetinakely
6.
raha maniry ny an' ny hafa asandrato ny an 'ny tena
bozimanga
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0166