Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe hantan-kankana
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
hantan-kankana
Hampiditra ohabolana
1.
Aza atao hantan-kankana ka tapaka eo ampiolehana.
aivetinakely
2.
Hantan-kankana ka tapaka ampandehanana.
soanja
3.
Aza manao hantan-kankana ka tapaka eo am-piolinkolehana.
aivetinakely
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0311