Lisitry ny ohabolana misy hoe lohaliny
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe lohaliny
1.
Tahaka ny tokon-kena ny fanambadiana, ka ao ny sendra ny trafony, ary ao kosa ny sendrany lohaliny