Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe manindry
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
manindry
Hampiditra ohabolana
1.
Trafon-kena ambony ravina, ny manindry malemy, ny tsindriana malemy
hery
2.
Ny fahatezeran'ny adala dia avoakany avokoa, fa ny endry kosa manindry fo
niryna
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0166