Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe mpivaro-tantely
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
mpivaro-tantely
Hampiditra ohabolana
1.
Aza mahidy toa mpivaro-tantely ka ny tompony indray no milela-tànana.
aivetinakely
2.
Fatra-pandefitra toy ny mpivaro-tantely, ny tompony indray no milela-tanana
jentilisa
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8959