Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe tafara
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
tafara
Hampiditra ohabolana
1.
Boka mitolom-boatavo ,tafaray samy malama
ravelobe
2.
Tantely sy akondro, tafaray samy mamy, sakamalao sy sakay, tafaray samy mafana
yveratsimb
3.
Sola miondana fanoto ka tafaray samy malama
njivo
4.
Be molotra mihinana koba ka ho tafaray samy matevina. Fisa-molotra mihinana sipsa: tafaray samy manify
Mahasahy
5.
sola miloloha fanoto ka tafaray samy malama
elyzo
6.
Ny lavanify mihinan-taolana no tafaray samy mafy, fa ny banga mifanaikitra no tsy ahitàna izay dia-nify
aivetinakely
7.
Tafaray samy malama toy ny sola miloloha voatavo
rtol
8.
boka mandray voatavo ka tafaray samy malama
raiders
9.
lambarano voahosotra arina: tafaray samy ngerona
latina
10.
tafaraka ny samy malama toy ny banga sy ny salady
bibilax
11.
Sola miondam-boatavo, ka tafaraka samy malama
manase
12.
rafonzan-doza sy vinanto tsy vanona, tafaray samy varatra
zouzou
13.
Aza manao fiavin'ny tafara
JMR
14.
Sola miondam-panoto ka tafaray samy malama
hery
15.
Sola miloloha voatavo ka tafaray samy malama
hery
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.12