Lisitry ny ohabolana misy hoe tenin-draiamandreny
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe tenin-draiamandreny
1.
Ny tenin-draiamandreny toy ny tsipak' ombalahy : raha mahavoa mahafaty, raha tsy mahavoa mahafanina