Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe voatehatehaka
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
voatehatehaka
Hampiditra ohabolana
1.
Ataovy toy ny andry ombin'ilaisalama ny havana,ka ny kely voasafosafo;ny lehibe voatehatehaka
FENOSOA2
2.
Ny havana ataovy toy ny andry ombin'ilay mora: ny aloha voasafosafo, ary ny aoriana voatehatehaka.
latina
3.
Ny havana ataovy toy ny andry ombin'Ilaimora : ny aloha vaosafosafo ary ny aoriana voatehatehaka
hery
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5957