Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny ohabolana, nampidirin'i
anahely
Hampiditra ohabolana
1.
Aza miafina nefa misy mahita, toy ny mpamosavy mandeha alina
anahely
2.
Trano bongo misy ronono toa sarotra atao malahelo
anahely
3.
Manaova toy ny rano sy vary, ka an-tsaha tsy mifanary, an-tanĂ na tsy mifandao
anahely
4.
Manararaotra sahala amin'ny banga mihomehy alina
anahely
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0152