Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny ohabolana, nampidirin'i
ariel
Hampiditra ohabolana
1.
Ny olona jamba ny vola fa ny alika jamba ny taolana.
ariel
2.
Varivarian'ny lavitra ka tsy mahita ny ambanin'ny maso.
ariel
3.
Izay tia adala.
ariel
4.
Valala iray ifanapahana.
ariel
5.
Ambava tsy tia nefa ny ao ampo taralila.
ariel
6.
Ny olombelona tsy maintsy lena.
ariel
7.
Ny mihinam-bary aza misy latsaka.
ariel
8.
Soa lavo hahay hamindra.
ariel
9.
Ambinin-java maha ory
ariel
10.
Fitiavana tsy raikitra tsy atao hanimba fihavanana.
ariel
11.
Vodi-tsobika aza manantandrify.
ariel
12.
Misosososo otrany vinanto tsy mahare fosa.
ariel
13.
Ory havana manana.
ariel
14.
Manao tsindrio fa lavo.
ariel
15.
Lavitrin'ny maso lavitriny fo
ariel
16.
Tanora ratsy fiary ka antitra vao ratsy laoka.
ariel
17.
Variana ny akanga tsara soratra ka nanary ny akoho tamana an-trano.
ariel
18.
erik'erika maha lasa tondra drano
ariel
19.
manao andriamanitra tsy hisy ka mitsam_biky mikipy
ariel
20.
aleo meloka @olom-belona toy zay meloka @andriamanitra
ariel
21.
voron-dolo nitera boro manga
ariel
22.
Arabarabao ny mpandalo fa tsy fantatra zay ho rafozanina.
ariel
23.
izay tiana mitombo tarehy
ariel
24.
ana_dray aman-dreny raha tsy mahavoa maha fanina
ariel
25.
Ny ahiahy tsy ihavanana
ariel
26.
ny ahiahy tsy hiavanana
ariel
27.
Hevitrin'ny maro mahataka davitra.
ariel
28.
Hajao ny ray aman-dreninao mba hahalavorary anao.
ariel
29.
Ny tody tsy misy fa ny ataonao no miverina.
ariel
30.
Izay mahavangivangy tian-kavana
ariel
1
2
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1226