Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 28/09/05 | Maimay hoatran'ny boka hanambady | JMR |
| 3 | 27/09/07 | Mpianatra kamo mamaky boky, koa mionona amin'ny kely azo tany am-pianarana. | ilanto |
| 2 | 27/09/07 | Mahantra te hotafita fianarana, koa ny vaky boky no sisa ianteherana. | ilanto |
| 1 | 08/04/09 | Boky nahitàna soa, tsy voapirina fa iondanana. | aivetinakely |