Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -15 - 4 amin'ny 4| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 4 | 29/09/05 | tsy ny hosoran-tantely no mamy hoditra, na ny hosoran-tsakay no mangidy hoditra fa ny atao no mahasoa na maharatsy | zanita |
| 3 | 05/10/05 | ny mandringa tsy omentehana hono mahatsiaro fahoriana mivadibadika tahaka ny lela may | estine |
| 2 | 28/06/07 | Ny kary tsy tia, ny amboa maivivy. | niryna |
| 1 | 10/12/07 | Mandany zara ny sasany. | niryna |