Serasera
Namana
Tononkira
Tononkalo
Radiovazogasy
Antsary
Bizna
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Handray email
Amin'ny takelakao
Fanoroana
Soso-kevitra
Fanazavana kely
Fidirana
Ohabolana
Hampiditra ohabolana
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny sokajy
Ohabolana nampidirin'i doum
Search ohabolana
Mampiseho ny 42 - 61 amin'ny 241
#
Daty
Ohabolana
Nampiditra
61
06/10/05
Ny tokantrano tsy ahahaka
doum
60
06/10/05
Petak'orona tsara tarehy ka voatondro iray no tsininy
doum
59
06/10/05
KEnda vao dony aho ranaotra
doum
58
06/10/05
Mpandihy lava volo-kelika, mahay mahazo tsiny tsy mahay mahazo tsiny
doum
57
06/10/05
Tsy hidera vady mahay mandiha aho fa ao nysandriny hilaza azy
doum
56
06/10/05
Misao-bady tanora manome zara ho an'ny sasany
doum
55
06/10/05
Ny vady jerijery
doum
54
06/10/05
Izay mitambatra vato izay misaraka fasika
doum
53
06/10/05
Ny firaisan-kina no hery
doum
52
06/10/05
Ny hevitry ny maro mahata-davitra
doum
51
06/10/05
Mita be tsy lanin'ny mamba
doum
50
06/10/05
Ny hisavorovoroan-kilatoana
doum
49
06/10/05
Zaza fito tsy mahafehy trano
doum
48
06/10/05
Baingon'ilay takatra ka indray paoka de vita
doum
47
06/10/05
Manaova toy ny vava sy tanana ka raha maharary ny tanana mitsoka ny vava raha maharary ny vava misafo ny tanana
doum
46
06/10/05
Anamamy niaraka ihany ka beroberoka vo mifanary
doum
45
06/10/05
Vary sy rano ka atsaha tsy mifanary, an-tanana tsy mifandao
doum
44
06/10/05
Tana-kavia sy havanana ka izay tsy maharary manafosafo
doum
43
06/10/05
Ramaka nandalo nytana-may
doum
42
06/10/05
Isika toy ny ladim-mboatavo ka iray mihodidina ihany
doum
First
<
8
9
10
11
12
>
Last
Concept and Design © Serasera.org:
Eugene Hery
RSS
Tel +39 338 744 2412 (Italie)
Page rendered in 0.0371 seconds