Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny ohabolana, nampidirin'i
doum
Hampiditra ohabolana
1.
Ny fitiavana tahaka ny afo ka izay milalao azy ihany no may
doum
2.
Raha mitovy ihany ve dia hihampitana tendrom-bohitra
doum
3.
Ny hanambadin-kiadanana
doum
4.
Tsemboka alohan'ny mpihevoka
doum
5.
Efa ela no nahenoana an'Ambatobevohoka
doum
6.
Andrianiko ny teniko ny an'ny hafa koa feheziko
doum
7.
Ny soa mampiadana
doum
8.
Tsy nisy nahay hatrany akibon-dreniny
doum
9.
Aleo manotanitany fona toy izay miteniteny foana
doum
10.
Tsy mitsatsaingoka ho zanany na miady ho reniny
doum
11.
Ataovy maro ny namana fa iray ihany no itokiso
doum
12.
Aleo henjehin'ny omby masiaka toa izay henjehin'ny eritreritra
doum
13.
Ny teny mandalo fa ny soratra mitoetra
doum
14.
Tsy misy tsy diso fa izay to fo mpamosavy
doum
15.
Adin'ankizy, maraina miady, hariva miombona
doum
16.
Mandimby ray tsy satry toa fandrotrarana an-tanĂ na haolo
doum
17.
Zafy tsy tora-tomany
doum
18.
Izay akaiky vilany feno arina
doum
19.
Aza manao rano dikain'ny zinga
doum
20.
Mitaintaina tahaka ny sahobakaka ambody riana
doum
21.
Ny vao tsy manitra no ratsy fa refa tonta iray ihany
doum
22.
mahita ny akanga tsara soratra dia manary ny akoho tama-trano
doum
23.
Aza ny hakeliny no jerena fa ny zava-bitany
doum
24.
Aleo kely jerena toy izay be tsy andraofana
doum
25.
Tao-trano tsy efan'ny irery
doum
26.
Mahita volana alohan'ny biby
doum
27.
Ny lehilahy tsy mba ratsy
doum
28.
Rano raraka tsy azo raofina intsony
doum
29.
Tovovavy ratsy tarehy ka ny volo no aholakolana
doum
30.
Ny rindrina misy sofina
doum
1
2
3
Manaraka
Farany
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1025