Ohabolana nampidirin'i jentilisa

Search ohabolana
Mampiseho ny 432 - 451 amin'ny 451
# Daty Ohabolana Nampiditra
451 17/11/05 kotro-baratra, akaiky mampatahotra, lavitra mahamanina. jentilisa
450 04/11/05 Siramamy sy tantely, samy mamy fa anaran-tsamihafa! jentilisa
449 03/11/05 Mpatsaka mahay mikabary, hendry ihany fa ambanin'ny tany. jentilisa
448 03/11/05 Zazalahy mianala, ny hazon'Andriana adino fa ny fanoto no lanjalanjaina jentilisa
447 03/11/05 Tsy misy malahelo toy ny maty vady rehefa manitsaka androngo mitsinjaka ihany. jentilisa
446 28/10/05 ny sakaiza tsara manoatra noho ny rahalahy jentilisa
445 28/10/05 Alevina impito mandifotra olona jentilisa
444 07/10/05 masa-bary maito kitoza ity! jentilisa
443 07/10/05 aleo kapohina an-dalana toy izay resy an-kabary jentilisa
442 07/10/05 bao tsy mivily jentilisa
441 07/10/05 tsotsori-mamba isarahana jentilisa
440 07/10/05 Hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny anie ianao! jentilisa
439 07/10/05 Izay mamafy rivotra mijinja tadio jentilisa
438 07/10/05 Aza mitsentsitra toa dinta homan'omby. jentilisa
437 07/10/05 Efa mahatsangy no ary! jentilisa
436 14/09/05 Trano bongo misy ronono ka sarotra atao (hoe) malahelo. jentilisa
435 15/09/05 Mpiasabe vonton'anatra, eny an-tsena avy no manao mbay ilalana jentilisa
434 15/09/05 Gisalahy homan-ketsa, izy mangalatra indray no avo vava. jentilisa
433 15/09/05 tranoben'Antananarivo, izay mahavita aloha no manenina. jentilisa
432 15/09/05 Antananarivo no tsara trano ka Ivakiniadiana no sola vantony. jentilisa
 1 2 3 >  Last