Tahaka ny tokon-kena ny fanambadiana, ka ao ny sendra ny trafony, ary ao kosa ny sendrany lohaliny.

Nampidirin'i : hery

Hevitra mandeha

hajasoa (14/12/2005 16:25:42)

Tsy fantatra dia ety amboaloha ny fivadiky ny hevitry ny vadinao fa ao ny sendra ny vady tsara fanahy ao ny sendran'ny vady ratsy fanahy.Ny heviny iray faharoa koa dia hoe mety ho ratsy ny vady mety ho tsara ny vadinao ka aza mitompo teny fantatra amin'ny toetran'ny vadinao !

zouzou (08/10/2005 16:48:05)

Le mariage est comme un partage de viande : l'un attrape un morceau de la bosse, un autre attrape un morceau de genou.

[i]Italic text[/i]Le premier morceau est bon, l'autre ne vaut rien. Ains en est-il de l'époux ou de l'épouse que l'on prend. On peut bien tomber, on peut mal tombé.

Hametraka hevitra

Midira aloha