Ny afo lavitra tsy mba azo amindroana (Ohabolana betsileo)
tsara_ny_marina 16/05/2019 07:10

Ajouter un commentaire

Veuillez d'abord vous connecter.

Commentaires en cours

hery ( 17/09/2024 15:32)
Fa ahoana kosa no hoe ohaboçlana betsileo ity?
tsara_ny_marina ( 16/05/2019 07:18)
Raha fitiavana no resahina dia: aza dia miankim-pitia be loatra amin'olotiana lavitra mba tsy hisian'ny aretim-pitiavana ka hamoizam-po.
Raha olona indray dia: Sarotra ny miankin-doha amin'ny lavitra anao
Raha vady indray kosa: Tsara ny mitia fa lanjalanjana mba tsy hisian'ny fitseram-po aminy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088