Ny tody itsy misy, ny atao koa miverina
Sokajy: Tody
Fa_Yzel 03/01/2024 05:57

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

hery ( 11 andro lasa)
Amiko ny fitadiavana dikany hafa tahaka izao dia fialan-tsiny fotsiny, te hilaza hoe tsara foana ny hevitry ny Ntaolo.
Tsy hitako hoe inona ny olana amin'ilay hoe "ny tody tsy misy". Ny Ntaolo tsy miantso tody izany fa ny valin'ny atao no andrasany. Ka na misy ara ny tody dia tsy araka izay eritreretina hoe ilay tody andrasana.
hery ( 10/02/2024 17:18)
Ah ok, tsy voamariko
Fa_Yzel ( 10/02/2024 08:07)
anefa jereo tsara ny tena fanoratana azy, betsaka izy ato fa tsy araka ny fanoratana azy.
hery ( 24/01/2024 18:03)
Efa niverimberina tato foana io ohabolana io. Jereo ny ohabolana taloha vao mampiditra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0672