Tanora tsy mi-bisous (bis na biz)tsy manao bakely, fa efa antitra ny sasany vao mivaralila, mikotikoty [ahy, mbola tanora], satria eo vao kopy e. Izay no tena hevitra ao am-badika, oha-pitenenana moderina io, saingy efa fampiasa ela ihany.
ilanto (
28/09/2007 16:14)
Tanora tsy mi-bisous (bis na biz)tsy manao bakely, fa efa antitra ny sasany vao mivaralila, mitkoty ahy, satria kopy ahy. Izay no tena hevitra ao am-badika, oha-pitenenana moderina io, saingy efa fampiasa ela ihany.
Hevitra mandeha