Lisitry ny ohabolana misy hoe ihaonana
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe ihaonana
1.
Aza manao fihavanan-javona, ny andro ihaonana toa tsy hisaraka fa raha misaraka dia lasan-davitra