Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe mahandry
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
mahandry
Hampiditra ohabolana
1.
Zandry tsy mahandry lova hatolotra ka mamosavy ny zoky tsy ampiheverana.
aivetinakely
2.
Ny ela nandeferana tsy mahandry ny ho farany
aivetinakely
3.
Vao maika very fotoaana ireo izay tsy mahandry tantana
niryna
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0853