Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe mikipy
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
mikipy
Hampiditra ohabolana
1.
Aza manao Andriamanitra tsy misy ka mitsambiky mikipy
JAMESTIGA
2.
Ny mihomehy lavo aza misy todiny maika fa ny mitsambiki-mikipy
jock
3.
Manao an'Atra ho tsy misy ka mitsambiky mikipy
niryna
4.
Aza manao an'Andriamanitra ho tsy misy ka mitsambiky mikipy
niryna
5.
Aza manao an'Atra tsy misy ka mitsambiki-mikipy
niryna
6.
Aza manao an'Andriamanitra tsy misy ka mitsambikina mikipy
niryna
7.
Manao an'Andriamanitra tsy hisy ka mitsambiki-mikipy
niryna
8.
manao andriamanitra tsy hisy ka mitsam_biky mikipy
ariel
9.
Aza mitsambiky mikipy
doum
10.
Manao an'Andriamanitra tsy hisy, ka mitsambiki-mikipy
eugene
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1172