Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe Kara
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
Kara
Hampiditra ohabolana
61.
sarotra tiavina toa rano mangatsiaka sotroina be loatra mankarary kibo
gozonel
62.
Ny tendrombohitra tsy mihoatra an'Ankaratra, ny lohasaha tsy mihoatra ny lempona fa raha avo ihany tsy misy ohatra an'Andriamanitra
bobone
63.
Tsy mlla rano ritra fa mila amalona azo Namintana amalona nahazo do, samy vandambandana fa tsy izy Kara vazaha nandeha entana raharaha be รจ!
Viky
64.
aza mampiady karajia @ antitra fa ny antitra antitra ihany
dadabe
65.
Jamba milomano ka izay hidonan'ny lohany no iakarany.
panjakely
66.
mpikarama milanja rofia: manenjan-tsandry amin'ny an'olona
ftma
67.
Izay azo avy amin'ny makarakara dia hivoaka amin'ny kiloadoaka
JMR
68.
Potsitr'ovin'Ankaratra, ka samy mihinana ny voapotsipotsiny
JMR
69.
arakara-tarehy voa-javatra
jentilisa
70.
Miditra amin'ny kiloadoaka dia mivoaka amin'ny makarakara
tomgas
1
2
3
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0204