Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe malama
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
malama
Hampiditra ohabolana
1.
Boka mangalatra voatavo, mifampitolona samy malama
aivetinakely
2.
Ny amalona aza hono mba miady nefa samy malama, maika fa isika olombelona.
aivetinakely
3.
Fisaka ny to,malama ny marina
tixy14
4.
Boka mitolom-boatavo ,tafaray samy malama
ravelobe
5.
Aza manao toy ny boka manjono, ka mifamitaka samy malama
yveratsimb
6.
Sola miondana fanoto ka tafaray samy malama
njivo
7.
Ny tsigny haragna avo, ny fondro vato malama
walte
8.
Boka mangala-boatavo, mifampitolona samy malama
aivetinakely
9.
Ny fiainana tahaka ny làla-malama ka izay miraingiraingy no potraka.
aivetinakely
10.
sola miloloha fanoto ka tafaray samy malama
elyzo
11.
Boka mangala-boatavo ka mifampitolona samy malama.
aivetinakely
12.
Tafaray samy malama toy ny sola miloloha voatavo
rtol
13.
Ny fiainana toy ny làla-malama ka izay miraingiraingy no potraka.
aivetinakely
14.
boka mandray voatavo ka tafaray samy malama
raiders
15.
Aza manao toy ny boka manjono: mifanena samy malama.
niryna
16.
aza manao toy ny boka manjono, mifamitaka samy malama
latina
17.
tafaraka ny samy malama toy ny banga sy ny salady
bibilax
18.
Sola miondam-boatavo, ka tafaraka samy malama
manase
19.
Boka mikavina, tsy haingo fa fitehirizan-karena. Boka mangala-pary : ny fary tsy azo, fa ny tanana feno lay. Boka mangala-boatavo, ka mifampitolona samy malama.
natix007
20.
boka mangala_boatavo mifampitolona samy malama
dadou
21.
aza manao toy ny boka manjono : mifamitaka samy malama
zouzou
22.
Sola miloloha voatavo ka tafahoana samy malama.
fily
23.
Sola miondam-panoto ka tafaray samy malama
hery
24.
Sola miloloha voatavo ka tafaray samy malama
hery
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1103