Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe mitsipika
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
mitsipika
Hampiditra ohabolana
1.
Voanemba mitsipika anjoron-trano ny zanaka manam-bady havana ,tsy very fa miharo amin'ny namany.
aivetinakely
2.
Voanemba mitsipika an-joro ,tsy very fa maka toerana .
niryna
3.
Adala toa valalan'amboa, mitsipika mandrak'antitra.
aivetinakely
4.
Valalanamboa: tanora mitsipika, antitra mitsipika
kanto1
5.
Aza manao toy ny valalan'amboa ka na efa antitra aza mitsipika ihany.
aivetinakely
6.
voanemba mitsipika anjoro, tsy very fa maka toerana
tsonaneh
7.
Voanemba mitsipika anjoron-trano, tsy very fa mihaona amin'ny namany
aivetinakely
8.
Tsaramaso mitsipika anjoro tsy aiza fa miverina @toerany
doum
9.
valalan'amboa: tanora mitsipika, antitra mitsipika.
jentilisa
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0111