Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe rofia
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
rofia
Hampiditra ohabolana
1.
Mpaka rofia nahazo jiolahy ka vonona ny kofehy hamatorana.
soanja
2.
boka mitohy rofia, ka manasaritaka ny efa milamina
latina
3.
Mpaka rofia nahazo mpangalatra, vonona ny kofehy hamatorana
latina
4.
mpikarama milanja rofia: manenjan-tsandry amin'ny an'olona
ftma
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.082