Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana
Lisitry ny ohabolana, nampidirin'i
RALANTO
Hampiditra ohabolana
1.
Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra ao an-tampon'ny loha
RALANTO
2.
Fihavana-molotra, tezitra vao mifanantona. Fihavanan'alika, tezitra vao mivanika.
RALANTO
3.
Havana raha misy patsa
RALANTO
4.
Ady voay, mamban'ny Karijavola ka ny voamasony ihany no potsirina.
RALANTO
5.
Ranon'i Betsiboka, tonga namana vao mavomavo.
RALANTO
6.
Roa lahy mian'ala, izy tokiko, izaho tokiny.
RALANTO
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0237