Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -12 - 7 amin'ny 7| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 7 | 13/09/05 | Ny hery tsy mahaleo ny fanahy. | lanto |
| 6 | 13/09/05 | Ny mahery tsy maody tsy ela velona | hery |
| 5 | 13/09/05 | Aza dia miandry teza ho potraka | hery |
| 4 | 30/09/05 | Sandry be tsy hery; fahatanorana tsy ody faty. | jentilisa |
| 3 | 20/04/06 | firaisankina | dinah |
| 2 | 02/03/07 | Aza matahotra fa tsy misy tondroina dia maty. | niryna |
| 1 | 27/01/09 | Ny herimpo fanary, ny fanantenàna famelona. | aivetinakely |