Lisitry ny ohabolana
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 25| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 26/09/10 | Tsara loha ka endrehin-drandrana. | soanja |
| 4 | 26/09/10 | Enti-maty toy ny tarehy. | soanja |
| 3 | 26/09/10 | Akanjon-goaika, ka vita fony kely. | soanja |
| 2 | 26/09/10 | Ratsy tarehy handeha hilanona, ka maraina ihany no izy. | soanja |
| 1 | 26/09/10 | Ratsy tarehy ambinin-doza, ka mirakaraka volo vao tsara. | soanja |