Ohabolana nampidirin'i niryna

Search ohabolana
Mampiseho ny 24 - 43 amin'ny 823
# Daty Ohabolana Nampiditra
43 14/03/07 Mpandrava hefa toa voalavo. niryna
42 14/03/07 Ny olombelona toy ny omby;indray mandry fa tsy indray mifoha. niryna
41 14/03/07 Ny olona mora soa sy mora ratsy. niryna
40 14/03/07 Tsy mba ny rambony hanamavo ny vodiny aho fa ny lelany hanamandona ny trafony. niryna
39 14/03/07 Ny anarana toy ny tanim-boanjo ka izay kely famaritra no ratsy. niryna
38 05/03/07 Ny tarehy ratsy tsy azo hovana fa ny fanahy ratsy kosa azo ovana niryna
37 05/03/07 Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra eo an-tampon'ny loha niryna
36 05/03/07 Aza be siasia toy ny amalona andrano. niryna
35 05/03/07 Manao an'Andriamanitra tsy hisy ka mitsambiki-mikipy niryna
34 05/03/07 Ny maty no tsy alevona Alakamisy sy Alahady;ny velona no tandrovina niryna
33 05/03/07 Aza manao fihavanam-bato ka raha tapaka tsy azo atohy. niryna
32 05/03/07 Ny fihavanana tsy azo vidina. niryna
31 05/03/07 AZa manao fihavanan-karena ka;tomany handratra ny sasany. niryna
30 05/03/07 Aza manao tsinay homan'aty. niryna
29 05/03/07 Aza manao: tsindrio fa resy;tano fa azo niryna
28 05/03/07 Vava soa sakafo, teny ratsy adidy. niryna
27 05/03/07 Ny teny toy ny foosana, ka izay mamono no mamaha. niryna
26 05/03/07 Tsy misy valiny ;hoatra ny manao soa aman-kazo. niryna
25 03/03/07 Ny anarana no tanim-boanjo ;ka izay kely famaritra no ratsy. niryna
24 03/03/07 Mahita ny akanga tsara soratra ka manary ny ankoho taman-trano. niryna
First  < 38 39 40 41 42 >