Ny tsiny, mantsy, tahaka ny haran-domotra saron-javona ka izay mitsakatsaka ratsy fisikina no solafaky ny setrasetran-tsahondra ka zary very faty eny an-tenantenan-tsolatra
tantanana 04/04/2022 06:52

Ajouter un commentaire

Veuillez d'abord vous connecter.

Commentaires en cours

tantanana ( 04/04/2022 06:53)
Haran-domotra > harana + lomotra : harona misy lomotra
saron-javona > sarona + zavona : sarona ami'ny zavona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093