Ny fanambadiana tahaka ny jiafotsy, vao tsy ialàn-kasokasoka, tonta tsy ialàn-dromoromo.
Sokajy: fanambadiana
aivetinakely 11/05/2007 13:16

Ohabolana mitovy na saika mitovy (1)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Saika mitovy 92% aivetinakely - 22/04/2024 17:42 Tsy mivoaka

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0777