Aza atao fihavana-molotra ka tezitra vao mifanantona.
Sokajy: Fanambadiana
Rakoto Mpikabary 16/02/2026 15:10

Ohabolana mitovy na saika mitovy (4)

Ireto ny ohabolana mitovy amin'ity na tsy misy fahasamihafana afa-tsy ny teboka sy ny mpamaritra.

Saika mitovy 99% aivetinakely - 16/05/2007 07:53
Saika mitovy 94% latina - 29/01/2007 14:16
Saika mitovy 93% sylvianna - 09/03/2016 06:52 Tsy mivoaka
Saika mitovy 93% lanto - 13/09/2005 14:43

Hametraka hevitra

Midira aloha

Hevitra mandeha

ZavonaRakoto ( 25/02/2026 10:20)
Azafady e,sao dia tokony hoe aza atao fihavana-molotra?
Raha ny olona mantsy no tezitra vao hifanatona dia ady no hiafarany, (efa io nahitsiko io ireo tsipelina diso nosoratanao teo ambony)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0214