Lisitry ny ohabolana misy hoe -danitra
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe -danitra
-29.
Toy ny lel'afo be latsaka avy an-danitra ny fahatarana(@olona) ka sarotra vonoina nefa mampijaly