Lisitry ny ohabolana misy hoe Rafotsy
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe Rafotsy
1.
Rafotsy be maty androfandroana; ka sady very ny vody ankoho ety antany no tsy hanana any andanitra