Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe voana
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
voana
Hampiditra ohabolana
1.
Aza mahatoky tena ho be vavavody ka hitelina voana zavoka.
doda2017
2.
Ny vatolahy antampn-kavoana no arahabaina tsy mba mamaly, atao mbay lalana tsy mba mivolana.
aivetinakely
3.
Ny halavoana tsy mahalehibe
yveratsimb
4.
Toy ny hazo kely atsinanan'Angavo, ka indray mietry, indray misavoana.
soanja
5.
Ny mpanompo voananana, ka aha kasihana poritra.
soanja
6.
Voalavo latsaka an-ketona, ka halavoana leo ihany fa ny akoralava no tsy laitra.
soanja
7.
Harihariana tahaka ny tany nahalavoana
aivetinakely
8.
Ny halavoana tsy maha lehibe
latina
9.
Jerem-potsiny ohatry ny tany nahalavoana.
hery
10.
Ny sikidy ratsy tsy amonoan-tena, ny sikidy soa tsy iravoana.
ftma
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0164