Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe kisoa
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
kisoa
Hampiditra ohabolana
31.
Raha lava ny ahitra very ny kisoa, ary raha lava ny teny very ny soa.
oze34
32.
Tapotapohan-karena ka mibaby kisoa miampita rano
dadou
33.
Very maina toy ny vomanga atora-kisoa
Mandefitra
34.
Aza homena ho an'ny kisoa ny vatoasoa -nareo
doum
35.
Aza manao lala-kita kisoa
doum
36.
Raha lava ny ahitra very ny kisoa ary raha lava ny resaka very ny soa
doum
37.
Aza manao lalan-kita-kisoa
JMR
38.
Vava-kisoa misy sira ka tokinao hihinana azy!
jentilisa
39.
Mirediredy ho lambolahy, fa rehefa mahita ampombo malemy, miketraka ho reni-kisoa.
hery
1
2
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0275