Lisitry ny ohabolana misy hoe añy
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe añy
691.
Akohokely latsaka an-kady, hiantso kely feo; hanidina tapak'elatra; hitoetra ihany manina ny reniny.
