Lisitry ny ohabolana misy hoe bala
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe bala
61.
Ny tenin-draiamandreny toy ny tsipak' ombalahy : raha mahavoa mahafaty, raha tsy mahavoa mahafanina
