Lisitry ny ohabolana misy hoe aman
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe aman
241.
Ny tenin-draiamandreny toy ny tsipak' ombalahy : raha mahavoa mahafaty, raha tsy mahavoa mahafanina
