Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe ainy
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
ainy
Hampiditra ohabolana
31.
Aza manao sahala @ jamba mangery amoron-tevana ka latsaka aloan'ny tainy
fotaka
32.
Mitomany an-dreniny te-hinono, mitomany an-drainy te-hobabena
jentilisa
33.
Ny alahady mivavaka, ny alatsinainy mangalatra (akoho)
JMR
34.
Izay adala no toa an-drainy
hery
35.
Adala izay toa an-drainy
JMR
36.
Izay adala no toa an-drainy.
jentilisa
37.
rafotsibe mikakà amoron-tevana ka latsaka alohan'ny tainy
gasitiako
1
2
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2257