Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe karama
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
karama
Hampiditra ohabolana
1.
Afaky ty amiko, be ty karamako!
FatikyRaketa
2.
Sasa-miandry tiana tsy voakarà ma, miaritra fa mbola babony.
aivetinakely
3.
Zatry ny niadan-dratsy, mamaham-piso avy no anakaramà na.
aivetinakely
4.
Fananarana tsy andraisan-karama, fa ny fiaraha-monina no ahazoana tsiny
aivetinakely
5.
Miasa amin'Atra, ny karama tsy dia betsaka fa ny fisotrona ronona rahatrizay dia ny miala amin'ity tany ity.
niryna
6.
mpikarama milanja rofia: manenjan-tsandry amin'ny an'olona
ftma
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0941