Ohabolana nampidirin'i soanja
Mampiseho ny -14 - 5 amin'ny 465| # | Daty | Ohabolana | Nampiditra |
|---|---|---|---|
| 5 | 25/04/06 | Vorom-bazaha misasa, ka samy manao izay saim-pantany. | soanja |
| 4 | 25/04/06 | Vitsika nahazo valala: zakan'ny aina, fa tsy omby ny vava. | soanja |
| 3 | 25/04/06 | Volom-bodin'akoholahy malaza: tsara ihany fa any ivohon'ny namany. | soanja |
| 2 | 25/04/06 | Za-drano, toa amalona antitra. | soanja |
| 1 | 25/04/06 | Sodokan'ny akanga tsara soratra ka manary ny akoho taman-trano. | soanja |