Fandraisana
Hampiditra
Lisitra
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Lisitry ny ohabolana misy hoe kamboty
Lisitry ny ohabolana, ohabolana misy hoe
kamboty
Hampiditra ohabolana
1.
Manalasala toy ny kamboty maditra, tiavina maniratsira ankalaina tsy misy mpihantra
dadafara_kely
2.
Tsy misy izay tsy ho kamboty,fa ny kamboty aman-kevitra no tena kamboty.
Ny_Arlinah
3.
Hady vomangan'ilay kamboty, ka heviny ihany ny lany manta.
soanja
4.
zaza kamboty manara-drindrina ka mihaino resaka sa miandry mpitsetra
kiriah
5.
kamboty b arena ka milaza ho leo ena
turin
6.
kamboty tia toaka ; ny harena lany, ny tena tsy misy mananatra
bobone
7.
Kamboty an-tranon'aka-reny: misasa mandany rano, tsy misasa voretra
roscarb
8.
Ny manan-dray no anarina ka ny kamboty no mahazo aloha.
jentilisa
9.
Kamboty mievina, ka afa-drofin-tenany ihany
hery
10.
Izy mivady no misaraka, ny ankizy no kamboty velon-dray aman-dreny.
jentilisa
1
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0234